paik’aidy nentin’ny Prefen’i Toliara RATOVELO Thierry Aubin

72 0

AMBAHIKILY – MOROMBE

Tamin’ny alalan’ny fifampiresahana narahana fihenoana ireo hetahetan’ny andaniny sy ny ankilany no paik’aidy nentin’ny Prefen’i Toliara RATOVELO Thierry Aubin namaha ny olana tao Ambahikily.

💥 Folo andro (10) nahidin’ireo mpifaninana amin’ny Ben’ny Tanana lany amizao JACKI ny toeram-piasan’ny ben’ny Tanana, betsaka moa ireo fitakina sy fomba fiasa tsy enken’izireo hatao.

💢 Tonga nidina ifotony arakizany ireo mpikambana eo anivon’ny OMC izay notarihin’ny Prefen’i Toliara nanokatra ity biraom-panjakana iankinan’ny fiainana andavanandron’ny Mponina ity.

🙏 Hafatra hoan’ireo Tomponandraikitra sy ireo mpiasan’ny Kominina ary ireo vahoaka no nataon’ny Prefen’i Toliara RATOVELO Thierry ny mba hanarahan’izireo ny lalana velona mba ho fanajana ny asa ho fanompoana ny vahoaka.

Related Post

NAKOTROKA NY FANKALAZANA NY TAOM-BAVAO MALAGASY TATY AMIN’NY FARITRA ALAOTRA MANGORO

Posted by - mars 12, 2024 0
𝐍𝐀𝐊𝐎𝐓𝐑𝐎𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐊𝐀𝐋𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐎𝐌-𝐁𝐀𝐕𝐀𝐎 𝐌𝐀𝐋𝐀𝐆𝐀𝐒𝐘 𝐓𝐀𝐓𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐋𝐀𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐆𝐎𝐑𝐎 — 👉Nankalaza ny taom-baovao Malagasy ny taty amin’ny Faritra…

VITA NY TETEZAN’NY MANANDONA

Posted by - mai 16, 2024 0
Tetezan’i manandona antsirabe faharoaVita soamantsara ary efa azo ampiasaina ny tetezan’i manandona ao antsirabe faharoa mihazo ny RN7Tonga nanolotra izany…