Kila forehitra i Los Angeles, Etats Unis

306 0
Nanomboka ny Talata 07 Janoary 2025 lasa teo no nirehitra i Los Angeles, Etats Unis ary tsy voafehy ny afo. Goavana ny fahamaizana satria toeram-ponena maro no lasa lavenona, trano maro no rava.
Hatreto olona tsy latsaky ny 05 no maty ary manodidina ny 100 000 ireo olona nandao ny toeram-poneny tsy fidiny . Tsy maharaka intsony ireo mpamono afo satria mahery ny rivotra ka mora miitatra.
May ny ankamaron’ireo tranona mpanakanto malaza ao antoerana. Fahapotenana mihoapampana. Efa mananika ny alan’ny HollyWood ny afo.
(c) France 24

Related Post

πŒπ€π‹πˆ – 𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀𝐁𝐀 π“π‘π€π“π‘π˜ 𝐍𝐘 π“π€πŽπŒ-ππ€πŽπ•π€πŽ πŸπŸŽπŸπŸ” :

Posted by - janvier 13, 2026 0
πŒπ€π‹πˆ – 𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀𝐁𝐀 π“π‘π€π“π‘π˜ 𝐍𝐘 π“π€πŽπŒ-ππ€πŽπ•π€πŽ πŸπŸŽπŸπŸ” : Nandray ny firarian-tsoa avy amin’ireo hery velona eo anivon’ny firenena ny Filohan’ny…