𝗠𝗔𝗑𝗗π—₯π—œπ—§π—¦π—”π—₯𝗔 – π— π—œπ—žπ—”π—₯π—’π—žπ—” π—©π—”π—›π—”π—’π—Ÿπ—”π—‘π—” 𝗛𝗔𝗠𝗒𝗔𝗛𝗔𝗑𝗔 π—©π—’π—žπ—”π—§π—₯𝗔 π—π—œπ—₯𝗒𝗙𝗒 𝗑𝗬 𝗧𝗔𝗑𝗧𝗦𝗔𝗛𝗔 𝗔𝗑𝗬 𝗔𝗑𝗧𝗔𝗑𝗔𝗑𝗔𝗠𝗕𝗔𝗒𝗑`π—”π— π—•π—˜π—₯π—œπ—‘π—”

296 0
Iray amin`ny kaominina 29 mandrafitra distrikan`i Mandritsara i Antanambaon`amberina. Malaza amin`ny fisian`ny vokatra jirofo, vanille ary kafe.
Vato misaka anefa ny lΓ lana famoaham-bokatra izay tena ratsy dia ratsy, eo koa ny alaviran-toerana. Mikaroka vahaolana manoloana izany ny tantsaha any an-toerana ankehitriny satria mbola ambany ny vidim-bokatra. 15000 Ar ny iray kilao any an-toerana.
Nanatontosa festival jirofo andiany voalohany ny fivondronan`ny tantsaha mpamboly jirofo any an-toerana ny 14 desambra teo. Mahatsapa izy ireo fa reharehan`ny kaominina ny fisian`ny vokatra jirofo ka mikatsaka fandrosoana maharitra no tanjona izay iarahan`ny fokonolona mientana.
Nangonin`i Claudio

Related Post

DepiotΓ© Haja Dinah | nanampy ny voafonja ao Toamasina

Posted by - fΓ©vrier 22, 2026 0
πƒπ„ππˆπŽπ“π„Μ 𝐇𝐀𝐉𝐀 πƒπˆππ€π‡ π’π˜ πŒπ€πƒπŒπ€π— : ππˆπ“πŽππƒπ‘π€ π…π€ππ€πŒππˆπ€ππ€ π‡πŽ 𝐀𝐍’𝐍𝐘 πŒππ€ππƒπ‘π€π‡π€π‘π€π‡π€ 𝐍𝐘 π…πŽππ‰π€ π’π˜ πˆπ‘π„πŽ π•πŽπ€π…πŽππ‰π€ π“π€πŽ π€πŒππ€π‹π€π“π€π•πŽπ€π‡π€ππ†π˜ π“πŽπ€πŒπ€π’πˆππ€ Nitohy…