π…πˆπ“π’πŽπ…π€π-πƒπ‘π€ππŽ 𝐍𝐘 πŠπ€ππƒπˆπƒπ€ 𝐋𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐇𝐀 πŸ‘ πŠπ€πŽπŒπˆππˆππ€ π€ππŠπ€π™πŽπ€πŒππŽ

229 0

Vonona ny Candidat RAMIHARIOLIVA Johniah na Ramose JAONA, Chef ZAP tao amin’ny Kaominina Ankazoambo, Candidat ho fidinana ho ben’ny ao amin’ny Kaominina Ankazoambo, natolotry ny IRMAR laharana faha 3 ao amin’ny bileta tokana fa hitondra fiovana ho an’ny Kaominina Ankazoambo izay tena faralahy amin’ny fampandrosoana ato amin’ny Distrika Ambositra.

Maro ireo vina ho entina hanarenana ity Kaominina ity hoy izy isan’izany ny:
πŸ‘‰Lafiny fanabeazana
πŸ‘‰ Lafiny Fandriam-pahalemana
πŸ‘‰Lafiny Famokarana sy fiompiana
πŸ‘‰Lafiny maha olona sy fiaraha-monina.

Tsy hikosomaso ny tenany hanao izay azo atao rehetra hanarenarena ny Kaominina miaraka amin’ireo mpiara-miombonantoka maro izay efa vonona hanampy amin’izao fotoana izao indrindra ny fitondram-panjakana sy ireo ratsamangaikany rehetra aty amin’ny Faritra izay tarihin’reo olom-boafidy sy olom-boatendry samihafa.
Notsofin’ireo Ray Aman-dReny tompon’ananaran-dray rano izay toerana nipoirany moa ny kandida laharana faha 3 Ramose JAONA satria faly izy ireo fa sambany no misy kandida avy any amin’ny Fokontany AMPANASAMAINA hatramin’ny nisian’ny Kaominina Ankazoambo ary vonona izy ireo hanohana hatramin’ny farany ity kandida tokana izay azy ireo ity.

Nangonin ‘Lay Mahitsy

Related Post

π”½π•€π•‹π•Šπ”Έβ„π”Έβ„•π”Έ, ℕ𝕐 𝕆𝕃𝔸ℕ’ℕ𝕐 𝔹𝕆𝕂𝕐 ℝ𝕆𝕍𝕀𝕋ℝ𝔸

Posted by - avril 17, 2024 0
𝐀𝐨 πšπ§πšπ­π’π§β€™π§π² 𝐞𝐳𝐚𝐀𝐚 𝐒𝐳𝐚𝐲 π’π¦πšπ¬π¨πšπ§β€™π§π² πŒπ’π§π’π¬π­πžπ«πšπ§β€™π§π² π…π’π­π¬πšπ«πšπ§πš 𝐬𝐲 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐫𝐚𝐟𝐒-𝐩𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐑𝐚𝐀𝐚𝐬𝐒𝐀𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐚𝐑𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐨π₯𝐚𝐧𝐚 πšπ¦π’π§β€™π§π² 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐧𝐲, 𝐒𝐧𝐝𝐫𝐒𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐒𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲…