AMPANOTOKANA | TSENAN’OMBY INDROA ISAN-KERINANDRO, MAMPIATY NY FIDIRAM-BOLA NY MPONINA

727 0

Entinay any amin’ny Faritra somary andrefan’Antananarivo Renivohitra ianao, manaraka an’iny lalam-pirenena faha efatra iny, mihazo an’ny Mahintsy, somary miroso kely dia tonga ao amin’ny Kaominina Ampanotokana.

Ny nahatonga ny tantara hoe Ampanotokana, tsy mbola afaka nanambara ny mpitantarana, fa ny mahakasika ny Kaominina no ndeha hiaraha-mamantatra, manazava mahakasika izany Andriamatoa RAZAFINDRAMIANDRA Tolojanahary Lovasoa, Ben’ny Tanana Mpisolon-toerana.

Nangonin’ Lay Mahintsy

Related Post

𝐒𝐄́𝐍𝐄́𝐆𝐀𝐋 : 𝐌𝐢𝐭𝐨𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐝𝐢𝐧𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐩𝐨𝐥𝐢𝐭𝐢𝐤𝐚 𝐭𝐚𝐫𝐢𝐡𝐢𝐧’𝐢 𝐁𝐚𝐬𝐬𝐢𝐫𝐨𝐮 𝐃𝐢𝐨𝐦𝐚𝐲𝐞 𝐅𝐚𝐲𝐞

Posted by - mai 24, 2026 0
Nanomboka andiam-pifampidinihana ara-politika tao Dakar ny filohan’i Sénégal, Bassirou Diomaye Faye, ho fitadiavana marimaritra iraisana manoloana ny raharaham-pirenena sy ireo…