๐‹๐Ž๐™๐€๐Œ-๐๐ˆ๐…๐€๐Œ๐Ž๐ˆ๐•๐Ž๐ˆ๐™๐€๐๐€ ๐“๐€๐Ž ๐Œ๐€๐‡๐€๐๐Ž

210 0

Nitrangana lozam-pifamoivoizana teo atsinananโ€™ny croisement anโ€™ny Ankilivalo androany ka Kibota avy nila fandrehitra no nivadika rehefa niala kodiaran-droa tokony taminโ€™ny 11 ora atoandro vokany olona valo no naratra ka voatery nampidirina hopitaly tety Morondava .

Vao naheno izany ny solombavambahoaka voafidy tao aminโ€™ny distrikanโ€™ny Mahabo dia tonga teny aminโ€™ny hopitaly nijery ireo naratra ary nandray an-tanana ny fitsaboana azy ireoย , tsy nisy moa ny aina nafoy ary efa nahazo fitsaboana avokaoa ireo naratra ary manao tantsoroka aminโ€™ny fitsaboana kosa ny solombavambahoaka voafidy tao Mahabo Andrianirina Narcis

Nangoninโ€™i RA PA

Related Post

Omby 9 maty nilatsaham-potaka

Posted by - novembre 18, 2025 0
Omby 9 maty nilatsaham-potaka omaly alatsinainy alina no tao Ankiakabe Ambohimanakana fokontany Ambinanijabahina kaominina Pont Sofia distrika Mandritsara. Tantsaha roa…