VEHIVAVY MIRAY AVY TOLIARA – MAMPISEHO NY FIRAISANKINA ARY MANAJA NY FOMBAN-DARAZANY

434 0
Ampela Miray hina avy amin’ny Faritanin’ny Toliara, monina ao Toamasina: miezaka hatrany mampiseho ny firaisan-kina sy manaja ny fomba maha malagasy.
Toy izao ny ataonay rehefa manotrona ny vehivavy mpikambana ao aminay,izay namora ny zanany lahy.
πŸ‘‰ Hafa ny fehivolo: vola izay fatorana amin’ny volon’ny maman’ilay zaza ho fiarahabana azy nahavita soa ny famoran-jaza.
πŸ‘‰Ilay vola apetaka amin’ny hazo iny no antsoina hoe « basy menaΒ Β»,atolotra ho an’ny zazalahy ho fitsofan-drano azy.
Izay no maha iray anay , mifanotrona na amin’ny tsara na amin’ny ratsy.
πŸ‘‰Tao amin’ny fikambanana Ampela Miray hina io no nianarako zavatra betsaka mahakasika ny kolo-tsaina.
Marihina moa fa ny AMITO dia ivondronan’ireo vehivavy rehetra avy any Toliara monina eto Toamasina, izay tarihin’i Rtoa Germaine .
Nangonin`i Claudia Tsitolomy

Related Post

𝐑𝐋 ππ‘πŽπƒ/ π€π’π’πŽπ‚πˆπ€π“πˆπŽπ π’π€π•πˆπŠπ€ | 23 𝑴𝒂𝒓𝒔 2025, π‘²π’Šπ’‚π’π’‹π’‚π’’π’π’š π‘Ίπ’‚π’—π’Šπ’Œπ’‚ π‘¨π’Žπ’ƒπ’π’”π’Šπ’•π’“π’‚

Posted by - mars 24, 2025 0
𝐑𝐋 ππ‘πŽπƒ/ π€π’π’πŽπ‚πˆπ€π“πˆπŽπ π’π€π•πˆπŠπ€ – 23 𝑴𝒂𝒓𝒔 2025, π‘²π’Šπ’‚π’π’‹π’‚π’’π’π’š π‘Ίπ’‚π’—π’Šπ’Œπ’‚ π‘¨π’Žπ’ƒπ’π’”π’Šπ’•π’“π’‚ 𝑡𝑢𝑺𝑢𝑲𝑨𝑭𝑨𝑡𝑨 𝑡𝒀 𝑻𝑨𝑢𝑴-𝑷𝑰𝑳𝑨𝑳𝑨𝑢𝑽𝑨𝑡𝑨 𝑺𝑨𝑽𝑰𝑲𝑨 2025 𝑨𝑻𝒀 𝑨𝑴𝑰𝑡’𝑡𝒀 𝑭𝑨𝑹𝑰𝑻𝑹𝑨 𝑨𝑴𝑢𝑹𝑢𝑡’𝑰…