Nindaosin’ny fahafatesana i Hassan Nasrallah

36 0
Nambaran’i Hezbollah tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny 28 Septambra ny fahafatesan’ny mpitarika azy, Hassan Nasrallah, izay nambaran’ny Isiraely teo aloha. Tao anatin’ny fanambarana iray novakiana mivantana tao amin’ny fantsona al-Manar an’i Hezbollah, nanambara ny antoko mpikatroka Libaney fa “maty maritiora lehibe” ilay “tompon’ny fanoherana,” Hassan Nasrallah.
« Ny mpitarika ny Hezbollah dia manolo-tena hanohy ny ady amin’ny fahavalo, ho fanohanana an’i Gaza sy Palestina, ary ho fiarovana an’i Libanona, » hoy i Hezbollah nanampy.

Related Post

RUSSIE – AFRIQUE

Posted by - novembre 8, 2023 0
RUSSIE – AFRIQUE : Hanamboaran’ny RUSSIE Centrales Nucléaires i MALI sy BURKINA FASO izay hamaha tanteraka ny olan’ny erin’aratra. Kihon-dalana…