๐Š๐€๐Ž๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐๐€ ๐“๐€๐‹๐€๐“๐€-๐•๐Ž๐‹๐Ž๐๐Ž๐๐ƒ๐‘๐˜ : ๐…๐ˆ๐“๐Ž๐Š๐€๐๐€๐๐€ ๐‚๐’๐ ๐ˆ๐ˆ ๐Œ๐€๐๐€๐‘๐€๐Œ-๐๐„๐๐ˆ๐“๐‘๐€

54 0

๐Š๐€๐Ž๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐๐€ ๐“๐€๐‹๐€๐“๐€-๐•๐Ž๐‹๐Ž๐๐Ž๐๐ƒ๐‘๐˜ : ๐…๐ˆ๐“๐Ž๐Š๐€๐๐€๐๐€ ๐‚๐’๐ ๐ˆ๐ˆ ๐Œ๐€๐๐€๐‘๐€๐Œ-๐๐„๐๐ˆ๐“๐‘๐€

๐Ÿ“Œ Notokanana omaly ASabotsy 21 Septambra 2024 ny CSB II vaovao eto amin’ny Kaominina Talata-Volonondry.

๐Ÿ“Œ Ny Filohan’ny Antenimierandoholona, Richard Ravalomanana no tonga nitarika izany teto, niaraka tamin’ny solontena avy amin’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny mpiara-miasa aminy, ny solombavambahoakan’Avaradrano ๐—ง๐—ต๐—ถ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฟ๐˜† ๐—ฅ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ณ๐˜† ๐—ป๐—ฎ ยซย ๐—•๐—ผ๐˜๐—ฎย ยป, ny Lehiben’ny Distrikan’Antananarivo Avaradrano, Mahafendraibe Ramiandrisoa sy ny mpiara-miasa aminy, ny Ben’ny Tanana Kaominina Talata-Volonondry, Hobiherisaona Randrianirina sy ireo mpanolontsain’ny Tanร na ary ny mpiara-miombon’antoka ยซย Institution Fondation Hematall Veljeeย ยป, ny AGRIFARM.

๐Ÿ“Œ Nanotrona izao lanonana izao ihany koa ireo tapaka sy namana, ireo Ben’ny Tanana izay mifanohana sy mifanome tanana amin’ny asa rehetra atao ety amin’ny Distrika Antananarivo Avaradrano, ireo solontenam-panjakana isan-tsokajiny amin’ny sehatra samihafa.

๐Ÿ“Œ Isaorana ny rehetra noho izany, indrindra ireo mpiara-miombon’antoka, ny fitondram-panjakana, isaorana manokana ny Ben’ny Tanร na Kaominina Talata-Volonondry izay nanao ny ady sisika ka nisitrahana izao fotodrafitrasa mendrika ny vahoaka izao.

ยซย ๐‘จ๐’—๐’‚๐’“๐’‚๐’…๐’“๐’‚๐’๐’ ๐’•๐’”๐’š ๐’Ž๐’‚๐’Š๐’๐’•๐’”๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’…๐’“๐’๐’”๐’ย ยป

๐Ÿ‘‰ Angom-baova Nampitan’i Thierry Radafy

Related Post

Fahavitantena ara-tsakafo

Posted by - septembre 11, 2024 0
Ny fahavitantena ara-tsakafo dia fototra iray hiankinanโ€™ny fampandrosoana ny firenena. Teto Changsha no nitsidihanay mivady ny parc de Riziculture Longping.…