โ˜‘๏ธ ๐——๐—œ๐—ฆ๐—ง๐—ฅ๐—œ๐—ž๐—”๐—กโ€™๐—”๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—”๐—Ÿ๐—ข๐—ฉ๐—” ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—”๐—ฉ๐—˜๐—Ÿ๐—”๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ ๐—ฆ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐— ๐—•๐—”๐—ฉ๐—”๐— ๐—•๐—”๐—›๐—ข๐—”๐—ž๐—” ๐—›๐—ข๐—ง๐—ฅ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—”๐—›๐—”๐—กโ€™๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐— ๐—ฃ๐—ข๐—ก๐—œ๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—ž๐—”๐—ฅ๐—œ๐—˜๐—ฅ๐—” ๐—”๐—ข ๐—•๐—˜๐—ž๐—ข๐—ฃ๐—”๐—ž๐—”

244 0
Mitaraina ireo mpitrandraka vato ao aminโ€™ny kaominina ambanivohitra Bekopa satria ny solombavam-bahoaka izay tokony hiaro azy ireo indray no manakana ny fitadiavana izay ataonโ€™izy ireo ; nandefa mpitandronโ€™ny filaminana tany an-toerana ingahy solombavambahoaka nanomboka ny faha dimy ny volana septembre teo hanakana ny fitrandrahana izay ataonโ€™izy ireo.
Ka manoloana izany dia miantso ny tomponโ€™andraikitra mahefa ireo mponina avy aminโ€™ny fokotany 11 ao aminโ€™ny kaominana Bekopaka mba hijery azy ireo satria nohonโ€™ny fandaminana sy fampandrian-tany izay nataonโ€™i Colonel Faneva taminโ€™iny faritra iny dia niova fo ireo tanora dia izao nahita izao fikaramana mitrandraka vato izao saingy andefasanโ€™ny solombavam-bahoaka izay voafidy tao aminโ€™ny distrikanโ€™ny Antsalova mpitandronโ€™ny filaminana hanakana ny karama izay mba hivelomanโ€™izy ireo nefa nohonโ€™ny tany milamina no nahafahanโ€™ireto mponina ireto nitrandraka izao.
Ny lehibenโ€™ny distrikanโ€™Antsalova dia nilaza fa tsy iraka avy aminy ireo mpitandronโ€™ny filaminana nandeha tany izany ary tsy nafantatra ny fandehananโ€™ireo mpitandonโ€™ny filaminana sy izay nataonโ€™izy ireo tany ny tenanany hoy ny lehibenโ€™ny distrika taminโ€™ny fifampiresahana taminy taminโ€™ny finday ary nilaza izy fa efa ao anatin-ny fandaminana ny fampidirana ireo mpitrandraka harena ankimbonโ€™ny tany ao anatinโ€™ny distrikanโ€™Antsalova aminโ€™ny ara-dalana ny tenany sy ny fitaleovam-paritry ny harena ankimbonโ€™ny tany ao aminโ€™ny faritra Melaky satria mahazo vahana tanteraka ny fidrandrahana ny harena ankimbonโ€™ny tany ao anatinโ€™ny distrikanโ€™ny Antsalova tato ato nohonโ€™ny tany efa milamina saingy nilaza mazava kosa izy fa tsy mbola nandefa mpitandronโ€™ny filaminana tany Bekopaka ny OMC avy eo anivonโ€™ny distrikanโ€™Antsalova fa mbola eo ampandaminana fidinana ifotiny tanteraka izy sy ny fitaleovam-paritry ny harena ankimbonโ€™ny tany ao aminโ€™ny faritra Melaky aminโ€™izao
Nangonin’i RA PA

Related Post

๐—ฆ๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐— ๐—•๐—”๐—ฉ๐—”๐— ๐—•๐—”๐—›๐—ข๐—”๐—ž๐—” ๐—ฉ๐—ข๐—”๐—™๐—œ๐——๐—ฌ ๐—ง๐—”๐—ข ๐—”๐— ๐—œ๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ ๐——๐—œ๐—ฆ๐—ง๐—ฅ๐—œ๐—ž๐—”๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—”๐—›๐—”๐—•๐—ข ๐—ก๐—œ๐—ญ๐—”๐—ฅ๐—” ๐—™๐—œ๐—ง๐—”๐—ข๐—ฉ๐—”๐— ๐—ฃ๐—œ๐—”๐—ก๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—›๐—ข ๐—”๐—กโ€™๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐— ๐—ฃ๐—œ๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—”๐—ข ๐—”๐— ๐—œ๐—กโ€™๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—ž๐—”๐—ข๐— ๐—œ๐—ก๐—œ๐—ก๐—” ๐Ÿญ๐Ÿฎ ๐— ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—”๐—™๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐——๐—œ๐—ฆ๐—ง๐—ฅ๐—œ๐—ž๐—”๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—”๐—›๐—”๐—•๐—ข

Posted by - septembre 12, 2024 0
๐™ท๐š˜ ๐š๐šŠ๐š—๐šŠ๐š–๐šŠ๐š๐š’๐šœ๐šŠ๐š—๐šŠ ๐š—๐šข ๐š™๐š˜๐š•๐š’๐š๐š’๐š”๐šŠ๐š—โ€™๐š—๐šข ๐š๐šŠ๐š—๐š“๐šŠ๐š”๐šŠ๐š—๐šŠ ๐š๐š˜๐š’๐š‹๐šŽ ๐šœ๐šข ๐š‘๐š˜ ๐š๐šŠ๐š—๐šŠ๐š–๐š™๐š’๐šŠ๐š—๐šŠ ๐š—๐šข ๐š›๐šŠ๐šข ๐šŠ๐š–๐šŠ๐š—-๐š๐š›๐šŽ๐š—๐šข ๐šŠ๐š–๐š’๐š—โ€™๐š’๐šฃ๐šŠ๐š˜ ๐š๐š’๐š๐š’๐š›๐šŠ๐š—โ€™๐š—๐šข ๐š–๐š™๐š’๐šŠ๐š—๐šŠ๐š๐š›๐šŠ ๐š’๐šฃ๐šŠ๐š˜ ๐šŠ๐š›๐šข ๐š‘๐š˜ ๐š๐šŠ๐š–๐š™๐š˜๐š›๐š’๐šœ๐š’๐š‘๐šŠ๐š—๐šŠ ๐š’๐š›๐šŽ๐š˜…