๐๐ข๐ก๐๐จ๐ง๐ ๐ญ๐๐ฆ๐ข๐ง`๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ฅ๐จ๐ก๐๐ง`๐ง๐ฒ ๐๐๐ฉ๐จ๐๐ฅ๐ข๐ค๐ ๐จ๐๐
๐๐ ๐น๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐บ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ – ๐ก๐ฎ๐ป๐ผ๐น๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฒ๐น๐ผ ๐ต๐ผ ๐๐ฒ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ฃ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ถ๐๐ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐๐ผ
ยซย Hiaro anareo amin`ny famadihana anie Andriamanitra. Masina ny safidin`ny vahoaka ka tsy tsara vadihanaย ยป Ataovy mivoaka ny CIAD aza afenina vahoaka. Ho fanajana ny 54 ny lalam-panorenana dia hapetraka ny praiminisitra. Olom-pirenena vanona, vonona ary manana fahaiza-manao no hapetraka eo. Olona natao hifandray amin`ny tompon`andraikitra ambony no mitana ny laharan`ny praiminisitra. Anjarany no mametraka ny fanamby mifanarana amin`ny tetikasam-panjakanaย ยป hoy filoham-pirenena Andry Rajoelina.
Noraisin`ny filoha am-panajana ny taratasy misy ny anaran`ny Praiminisitra natolotr`ireo depiote maro an`isa androany zoma 12 jolay takariva tao amin`ny Lapan`i Iavoloha. Nanindry mafy ny filoha fa tsy ilaina olona tia mivadika ny olona apetraka eo.
๐ด๐๐๐๐ ๐๐ ๐ฎ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
Tsy rotorotoana ny fametrahana hoy izy, mbola nametraka fitokiana amin`ny Praiminisitra Ntsay Christian moa ny tenany teto.
๐๐ง๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ญ๐๐ฅ๐จ ๐ง๐จ ๐ง๐๐ญ๐จ๐ฅ๐จ๐ญ๐ซ`๐ข๐ซ๐๐จ ๐ฌ๐จ๐ฅ๐จ๐ฆ๐๐๐ฏ๐๐ฆ๐๐๐ก๐จ๐๐ค๐ ๐ญ๐๐ฆ๐ข๐ง`๐ข๐ณ๐๐ง๐ฒ.
Nangonin’i Uni RAZAFY