Faritra Anôsy | Nofaranana ny atrik’asa mahakasika ny ampiasana ankizy

411 0

FORT-DAUPHIN – Nofaranana androany faha 12 Jolay 2024 ny atrik’asa ho an’ny mpanao gazety ho an’ny Faritra Anôsy amin’ny ady atao amin’ny fampiasana ankizy eo amin’ny sehatry ny fitrandrahana MICA, izay niarahana tamin’ny PACT Madagascar sy TDH.Ny Talem-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Anôsy Atoa JOE KAMAMY no namarana tamin’ny fomba ofisialy an’ity atrik’asa ity.

Nangonin’ny Arrone Kennedy.

Related Post

CITÉ DES CULTURES

Posted by - octobre 5, 2024 0
Ivontoerana ara_kolontsaina iray nosokafan »ny BOA nisokatra nanomboka ny volana mey 2024 lasa teo eny Antaninarenina.Entina hampiroboroboana kolontsaina samihafa. Ahitana efitrano…