FANADINAM_PANJAKANA BEPC 2,94% AN’IREO MPIADINA NO TSY TONGA HO AN’NY DREN MENABE

299 0

Miisa 5274 no voasoratra anarana ary 155 no tsy tonga niatrika ny laza fanadina hatreto ho an’ny Dren Menabe izany hoe 97,06%no tonga manatanteraka ny fanadina BEPC ka 11 taona no zandriny indrindra raha 62 taona kosa ny zokiny indrindra

_Mpiadina

Option A : 3188

Option B :2086

Ra_Pa Menabe

Related Post

Fédération Malagasy de Kung-Fu Wisa

Posted by - décembre 17, 2023 0
𝐅𝐞́𝐝𝐞́𝐫𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐝𝐞 𝐊𝐮𝐧𝐠-𝐅𝐮 𝐖𝐢𝐬𝐚 — 15 décembre 2023 Tontosa ny: FIVORIAMBE ARA-POTOANA FIVORIAMBE TSY ARA-POTOANA Nanomboka tamin’ny 09h00 maraina…