๐€๐Œ๐๐€๐“๐Ž๐Œ๐ˆ๐‘๐€๐‡๐€๐•๐€๐•๐˜ โ€“ ๐Ÿ๐Ÿ” ๐‰๐Ž๐๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ“

218 0
๐€๐Œ๐๐€๐“๐Ž๐Œ๐ˆ๐‘๐€๐‡๐€๐•๐€๐•๐˜ โ€“ ๐Ÿ๐Ÿ” ๐‰๐Ž๐๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ“
๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ถ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ-๐Ÿฒ๐Ÿฑ ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—น๐—ฒ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ
๐Ÿ“Œ Natao tamim-pomba miavaka sy manandanja ny fankalazana ny faha-65 taona niverenanโ€™ny Fahaleovantenanโ€™i Madagasikara teto aminโ€™ny Kaominina Ambanivohitra Ambatomirahavavy, Distrika Arivonimamo, Faritra Itasy, ny 26 Jona 2025.
๐Ÿ“Œ Natomboka taminโ€™ny fotoam-pivavahana am-pilaminana sy am-panetren-tena ny lanonana, ho fanolorana ny firenena sy ny vahoaka aminโ€™ny Tompo. Narahina avy hatrany izany taminโ€™ilay fifaninanana mitondra kalesa, fanao sy fomban-drazana efa manamarika manokana ity faritra ity, maneho ny kolontsaina sy ny tantara manokana anโ€™Ambatomirahavavy.
๐Ÿ“Œ Diabe an-dalambe lehibe sy feno hafaliana no nandravaka ny andro, notarihinโ€™Andriamatoa Benโ€™ny Tanร na ๐‘๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐š๐ฆ๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐จ๐ง๐จ๐ง๐š ๐“๐จ๐ฅ๐จ๐ญ๐ซ๐š , niaraka taminโ€™ireo mponina sy ankizy nahatrehana ny fankalazana, ka naneho firaisankina sy fitiavan-tanindrazana.
๐Ÿ“Œ Tsy nijanona teo anefa ny fanamarihana fa nampiavaka manokana ity fankalazana ity ihany koa ny hetsika fambolen-kazo izay natao ho toy ny lova sy fanamby ho anโ€™ny taranaka ho avy. Nampahatsiahy izany fa ny fahaleovantena dia tsy fotsiny fahatsiarovana, fa andraikitra entina manohy manangana sy miaro ny ho avy.
๐˜•๐‘Ž๐˜ฏ๐‘”๐˜ฐ๐‘›๐˜ช๐‘›’ ๐˜“๐‘Ž๐˜บ ๐˜”๐‘Ž๐˜ฉ๐‘–๐˜ต๐‘ ๐˜บ

Related Post

ยซย ๐ƒ๐‘๐Ž๐ˆ๐“ ๐ƒ๐„ ๐‘๐„๐๐Ž๐๐’๐„ ย ยป ๐€๐•๐˜ ๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐’๐„๐๐€๐“๐Ž๐‘๐€ ๐Œ๐€๐‹๐€๐†๐€๐’๐˜

Posted by - fรฉvrier 28, 2025 0
Manoloana ny famoaham-baovao, nataon’ny Gazety an’habaka Feon’ny Demokrasia omaly,Alakamisy 27 Febroary 2025, (https://feonydemokrasia.mg/alerte-ambatomanjaka/) dia mitondra ity ๐Ÿ๐š๐ง๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐š๐ฆ-๐›๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ ity ny ๐—ฆ๐—ฒฬ๐—ป๐—ฎ๐˜…

VONJEO MAROANAKOMBY FA ATAON’NY DAHALO TAMPIM-BARAVARANA IREO MPIFINDRA MONINA

Posted by - janvier 14, 2024 0
๐•๐Ž๐๐‰๐„๐Ž ๐Œ๐€๐‘๐Ž๐€๐๐€๐Š๐Ž๐Œ๐๐˜ ๐…๐€ ๐€๐“๐€๐Ž๐’๐๐˜ ๐ƒ๐€๐‡๐€๐‹๐Ž ๐“๐€๐Œ๐๐ˆ๐Œ-๐๐€๐‘๐€๐•๐€๐‘๐€๐๐€ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐Œ๐๐ˆ๐…๐ˆ๐๐ƒ๐‘๐€ ๐Œ๐Ž๐๐ˆ๐๐€ —   Vonjeo MAROANAKOMBY, ( FKT Maroanakomby , Commune Rurale Mandrosonoro,…