โ Niditra taminโny andro faha 2 roa ny festival Botry ato Belo sur Mer ka maro ireo hetsika notanterahina izay noravahanโny hetsika arajava-kanto ka nisy ny fifaninana manaboatra botry kely kilalaoย izay zazalahy kely ย 12 taona midina no mpandray anjara nisy koa ny fifaninana mitondra laka fiara izay noravahanโny sary famantarana ireo mpanohana ny lain-dakaย ; teo koa ny fifaninana baolina lalaovina aminโny toram-pasika teo koa ny fitsidihana ireo mpanao botry.
Nangononโi RA PA