Fantatra fa nanohana nanome voninahitra ny lalao aram-panatanjahan-tena karakarain’ireo Malagasy mila ravin’ahitra any andafindriaka any ireo floham-pirenena Malagasy teo aloha mirahalahy, dia ny Filoha Hery RAJANONARIMAMPIANINA, sy ny Filoha Marc RAVALOMANANA, ary notronin’ ireo Diaspora any an-toerana.
Ankoatr’ity fanatrehana ny lalao ity dia nisy fihaonana tamin’ny diaspora koa ireto Filoham-pirenena teo aloha ireto 3 andronialohan’izao lalao izao, izay nanamafisana ny fanambarร na iombonana nataon’izy ireo.
Araka ny fampitam-baovao dia feno 50 taonakatroka ity Rencontre Nationale Sportive (RNS) amin’ izao fotoana izao. Marihina moa fa any Vichy France no tanterahina izy ity.