๐๐๐ง๐๐ซ๐ข๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐ – ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐(๐๐๐ง๐ ๐๐ฅ๐๐ซ๐ข๐ง๐ฒ ๐๐ฏ๐จ๐ค๐จ๐ ๐ง๐ฒ ๐ค๐จ๐ฃ๐๐ค๐จ๐ฃ๐ ๐ญ๐๐จ ๐๐ง-๐ญ๐จ๐ค๐๐ง๐ญ๐ซ๐๐ง๐จ, ๐ง๐๐ง๐๐จ๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ง๐จ๐๐ฒ ๐๐ฆ๐๐๐ง๐ข๐ฏ๐จ๐ก๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐ฏ๐ฒ ๐๐จ…)
โฆTovovavy iray 18 taona, mpanampy tamina tokantrano iray eto Mandritsara no tra-tehaky ny polisim-pirenena rehefa namadika mpampiasa azy. Noraofiny avokoa ny kojakoja rehetra tao an-tokatrano rehefa lasa namonjy asa ny tompon-trano ny talata 06 febroary teo. Mpitaiza zaza 2 tona no fanarahana natao tamin`ny vehivavy ity vao herinandro monja. Nivadi-tsaina izy ka nangalariny avokoa ny kojakoja (๐๐ข๐ฅ๐๐ง๐ฒ, ๐ค๐ข๐ซ๐๐ซ๐จ, ๐ฉ๐ข๐ง๐๐, ๐๐ข๐ก๐จ๐ ๐จ, ๐ฌ๐จ๐ฅ๐จ๐ฆ-๐๐จ๐ฅ๐จ ยซย ๐ฉ๐จ๐ฌ๐ญ๐ข๐๐ก๐ย ยป ๐ฅ๐๐ฆ๐๐๐ง-๐ฃ๐๐ณ๐, ๐ฌ๐๐ค๐จ๐ฌ๐ฒ, ๐ฏ๐๐ฅ๐ข๐ณ๐ฒ, ๐ฏ๐จ๐ฅ๐ 100.000 ๐๐ซ, ๐๐๐ฏ๐๐ค๐ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐๐๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ…) tao an-trano. Napetrany irery ilay zazakely dia lasa izy. Hatairana ny an`ny Ray amandrenin`ny zaza ka avy hatrany nampandre ny mpitandro filaminana.
โฆAmpandosirana hiala eto Mandritsara izy no tratran`ny velam-pandrika nataon`ny Polisim-pirenena, naondrany tamin`ny fiara ireo entana halatra, nialoha lalana izy avy eo. Efa nipetrapetraka ny tetika nataon`ny mpitandro filaminana ka nosamborimpotsiny izy raha iny hiondrana fiara nanoloana vavahadin`ny Sekoly Katolika etsy Ambohipo.
๐๐๐ง๐๐ง๐ญ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฆ๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฌ๐๐ข๐ซ๐ ๐๐ ๐๐จ๐ฅ๐ข๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ข๐ง, ๐๐ง๐๐ซ๐จ๐๐ง๐ฒ ๐๐ฅ๐๐ค๐๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฒ 8 ๐๐๐๐ซ๐จ๐๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐๐ ๐ก๐ข๐ญ๐๐ง๐๐ซ๐๐ฆ๐๐ง`๐ง๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐ข๐ซ๐๐ข๐ซ๐๐ฒ ๐ฆ๐๐ง๐จ๐ฅ๐จ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ข๐ฌ๐๐ง๐ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ ๐ก๐ข๐๐ฌ๐ ๐ญ๐จ๐ฒ ๐ข๐ญ๐จ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐๐ ๐ก๐๐ฆ๐จ๐ญ๐จ๐ฉ๐จ๐ญ๐จ๐ญ๐ซ ๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐. ยซย Fantaro tsara ny olona raisintsika, ny kara-panondrony…ย ยป hoy izy tamin`ny tafa nataony tamin`ny mpanao gazety. Nakarina eny amin`ny fampanoavana maraina io moa ny raharaha.
Nangonin’i Uni RAZAFY