TONTONSA ANDROANY NY FAMINDRAM_PITANTANANA NY BEN’NY TANANAN’NYย KAOMININA AMBONIVOHITRA MORONDAVA
Androany maraina no natao teo amin’ny biraon’ny kaominina Ambonivohitry Morondava ny fifamindram_pitantanana teo amin’ny ben’ny tanana mpisolo toerana sy ny ny ben’ny tanana vaovao
Izay nitronon’ireo olom_panjakana sy mpiaramiombon’antoka amin’ny kaominina Ambonivohitry Morondava.
Taminโny alalanโny fanompoam-pivavahana lehibe, izay notanterahina tao aminโny FJKM Ambatolampy,ย no nanombohanโAndriamatoa Mika RAKOTOMALALA sy ireo mpanaradia azy ny fampielezan-kevitra…
Fifampizarร na ny tsara ho fantatra mahakasika ireto teboka telo ireto no niompanan’ny fiofanana: Ny famindram-pitantanana izay miantoka ny fitohizan’ny asa,…