Androany faha 25 Septembre taminβny 11ora no tonga teo anivonβny OVEC Morondava ny kandida Rasolofomanana Jean Mario Pappadakis sy ireo Mpanolotsaina iray lisitra aminy izay tarihin-dramatoa Davidson Pulcheri Jeannie ary ireo Β mpiara βdia aminy nametraka ny taratasy firotsahan-kofidiany ho benβny tanana sy ho mpanolon-tsainanβny kaominina ambonivohitra Morondava aminβny anaranβny tsy miankina moa no hirotsahanβizy ireo
Izy moa no kandida voalohany nametraka ny taratasy firotsahan-kofidiana voalohany raha ny eto aminβny kaominina ambonivohitry Morondava
Araky ny nambarany moa dia ftoana izao hanaovana vali-babeana ho anβny Morondava ka izay no antony nanosika azy hirotsaka ho fidiana benβny tanana eto Morondava satria matsiaro manana adidy aminβny fampandrosoana sy fanatsarana ny kaominina aambonivohitra Morondava ny tenanany hoy hatrany izy
Nangoninβi RA PA