π…π’π¨π¦πšπ§πšπ§πš πšπ¦π’π§β€™π§π² π…π’π€πšπ¨π§πšπ§ππ¨π‘πšπ¦-𝐩𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 πƒπ’π§π’π€πš 𝐧𝐒𝐚𝐫𝐚𝐑𝐚𝐧𝐚 π­πšπ¦π’π§β€™π§π² 𝐑𝐞𝐫𝐲 𝐯𝐞π₯𝐨𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 π€π§π­πžπ§π’π¦π’πžπ«πšπ§β€™π§π² π‘πšπ’πšπ¦πšπ§ππ«πžπ§π² 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐭𝐬𝐒𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐧𝐲

46 0

Natao teny amin’ny Tranompokonolona Ralaivelo Daniel Tsianolondroa, Fianarantsoa ny fankan-kevitra notarihin’ny Antenimieran’ny Raiamandreny Herivelona eto amin’ny faritra Matsiatra Ambony ho fiomanana amin’ny fikaonandoham-pirenena.

Nandray anjara tamin’ny hetsika ireo hery velona avy amin’ny sehatra sy rafitra samihafa, toy ny fiarahamonim-pirenena, antoko politika, ary vondrona kristianina. Anisan’ny hita sy nanome voninahitra ny fotoana i Nicolas Ramamonjy, mpanolotsaina an’i Solombavambahoaka Marie Michelle. Tanjona amin’ny dinika ny fanomanana an’ireo fandraisana andraikitra ho an’ny fikaonandoham-pirenena, izay tontosain’ny FFKM.

Nambaran’i Andriamatoa Benjamin Raharison, DAGR-n’ny Faritra Mahatsiatra Ambony, fa β€œolana ny eo amin’ny lahika hitarika ny dinika aty amin’ny faritra, satria mbola amin’ny sehatry ny Faritra ihany no misy ny antenimieran’ny ray Aman-dreny.” Tsy Mbola misy eny anivon’ny Kaominina sy ny Fokontany. Fantatra fa maneho fahavononana amin’ny fandraisana anjara amin’ny fikaonandoha ihany koa ny antoko IRMAR, izay hita nanatrika na teto an-toerana na tamin’ny dinika nasionaly.

Nangonin’i Ando R.

Related Post

PORT-BERGE | NANGATAHIN’NY VAHOAKA HIROTSAKA HO DEPIOTE Dr ADOLPHE FIAREMA

Posted by - mars 17, 2024 0
ππŽπ‘π“-𝐁𝐄𝐑𝐆𝐄 | ππ€ππ†π€π“π€π‡πˆπ’𝐍𝐘 π•π€π‡πŽπ€πŠπ€ π‡πˆπ‘πŽπ“π’π€πŠπ€ π‡πŽ πƒπ„ππˆπŽπ“π„ 𝐃𝐫 π€πƒπŽπ‹ππ‡π„ π…πˆπ€π‘π„πŒπ€ π“π„πŽ π€πŒππ€ππ€πŽπ•π€ππ€ π“π€π“πˆπ“π‘π€ π€πŒπˆπ’𝐍𝐘 πŒπ€π‡π€ 𝐁𝐄𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 π€π™π˜. Manana zo…

π“π€ππ€πŒππ€πŽ 𝐕 – π€ππ“π’πˆπ‘π€ππ€ππ€ : π‹π„π‡πˆπ‹π€π‡π˜ ππˆπ“πŽππƒπ‘π€ π‘πŽππ†πŽππ˜ πŒπˆπ‹π€ππ‰π€ 𝟏𝟎 πŠπˆπ‹π€πŽ ππŽπ’π€πŒππŽπ‘πˆπβ€™ππ˜ ππŽπ‹πˆπ’πˆπŒππˆπ‘π„ππ„ππ€

Posted by - dΓ©cembre 16, 2025 0
π‘΄π’Šπ’•π’π’‰π’š π’π’š π’‚π’…π’š π’‚π’Žπ’Šπ’β€™π’π’š π’‡π’Šπ’‘π’‚π’“π’Šπ’•π’‚π’‰π’‚π’β€™π’π’š 𝒛𝒂𝒗𝒂-π’Žπ’‚π’‰π’‚π’…π’π’Žπ’†π’π’Šπ’π’‚ Ny alin’ny 13 Desambra 2025, nandritra ny fisafoana ara-pilaminana nataon’ny Polisim-pirenena miasa ao amin’ny…