Ny 17 Novambra 2023 lasa teo dia nanolotra omby 02 ho an’ny Fonja misahana ny famokarana eny Anosiala Anjanamasina ny avy ao amin’ny Fonjaben’Antanimora niaraka tamin’ny mpiara-mombon’antoka iray.
Izany dia teo anatrehan’ny Tale Jeneralin’ny Fandraharahana ny Fonja, A/toa RALISAONA Arsรจne sy ireo mpiara miasa akaiky aminy.
Nametra-pialana tsy ho filohanโny filankevi-pitantanana (PCA) ny Madagascar Airlines, ny zoma teo, Rakoยญtomanga Rinah. Antony nahatonga izao ny fangatahanโny filohanโny…