๐„๐…๐€ ๐€๐๐“๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐“๐€๐๐“๐„๐‘๐€๐Š๐€ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐-๐‰๐ˆ๐‘๐Ž ๐„๐“๐Ž ๐’๐€๐๐Ž๐“๐’๐˜ ๐๐€๐Œ๐„๐‡๐€๐๐€

293 0
๐„๐…๐€ ๐€๐๐“๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐“๐€๐๐“๐„๐‘๐€๐Š๐€ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐-๐‰๐ˆ๐‘๐Ž ๐„๐“๐Ž ๐’๐€๐๐Ž๐“๐’๐˜ ๐๐€๐Œ๐„๐‡๐€๐๐€, ๐Œ๐€๐‘๐Ž ๐๐Ž ๐๐Ž๐๐Ž๐๐†๐Ž๐‹๐Ž ๐Š๐€ ๐€๐‡๐ˆ๐€๐๐€ ๐‡๐ˆ๐“๐„๐‘๐€๐Š๐€ ๐‹๐Ž๐™๐€ ๐‡๐Ž๐€๐โ€™๐๐˜ ๐Œ๐๐Ž๐๐ˆ๐๐€
 
๐Ÿ“Œ Mandry andriranโ€™antsy ny ankamaroanโ€™ireo Mponina ety Kaominina Sabotsy Namehana, noho ireo andrin-jiro efa miha antitra sy bobongolo ka ahiana hitera-doza hoanโ€™ny vahoaka ety aminโ€™ny Fokontany, hoy ny fitarainanโ€™ny Mponina ety aminโ€™ny FKT Tsarafara.
 
๐Ÿ“Œ Ny ankabeazanโ€™ny andrin-jiro ampiasainโ€™ny Jirama ety mantsy dia mbola hazo avokoa, ary tsampa sy hita fa tena efa ela tsy nisy fanoloana ka manomboka tapaka. Noho izany dia mikirazorazo aminโ€™ny tany ny tariby mpitondra herinโ€™aratra, ka na dia zaza kely 5 taona aza dia hahatakatra hikasika azy. Noho izany dia tena hatahorana mafy hitera-doza.
 
๐Ÿ“Œ Araka ny filazanโ€™ny Mponina, dia efa nisy fampandrenesana ny Jirama eto Sabotsy Namehana, fa mbarakโ€™androany tsy misy valiny, kanefa rehefa noahtonina sy nanontaniana ny Tomponโ€™andraikitry ny Jirama eto Sabotsy Namehana ihany, dia nilaza izy fa mbola tsy naharay fitarainana mihintsy hatraminโ€™ny anio.
 
๐Ÿ“Œ Raha resaka teknika tahaka izany, dia antsy tsy mahatapa-bilona izahay Jirama eto Sabotsy Namehana, fa mila miantso ny laharana vert 457, antso maimaim-poana tsy handoavam-bola, ka ny foibe no maniraka anay, hoy hatrany ny fanazavana nomenโ€™ny avy eo aminโ€™ny Jirama.
 
๐Ÿ“Œ Very fanahy mbola velona ny Mponina manoloana anโ€™ity loza mitatao ity, ka dia manao antso vonjy aminโ€™izay tomponโ€™andraaikitra tandrify azy.
 
Nangonin’i ‘Lay Mahintsy

Related Post

๐…๐Ž๐‘๐“-๐ƒ๐€๐”๐๐‡๐ˆ๐ | ๐‚๐‡๐‘๐‘ ๐€๐Œ๐๐Ž๐€๐๐€๐“๐Ž.

Posted by - avril 13, 2025 0
๐…๐Ž๐‘๐“-๐ƒ๐€๐”๐๐‡๐ˆ๐ | ๐‚๐‡๐‘๐‘ ๐€๐Œ๐๐Ž๐€๐๐€๐“๐Ž. —- Hofankalazana ny andro manerantany hoan’ny fahasalamana sy hofamaliana ireo fangatahana ary fanamafisana ny fiaraha-miasa efa…

Fรฉdรฉration Malagasy de Kung-Fu Wisa

Posted by - dรฉcembre 17, 2023 0
๐…๐žฬ๐๐žฬ๐ซ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐Œ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ ๐๐ž ๐Š๐ฎ๐ง๐ -๐…๐ฎ ๐–๐ข๐ฌ๐š — 15 dรฉcembre 2023 Tontosa ny: FIVORIAMBE ARA-POTOANA FIVORIAMBE TSY ARA-POTOANA Nanomboka tamin’ny 09h00 maraina…