ππ„π“π‘πŽπŠπ€ (πˆπ’πŽπ€ππ€π‹π€) π…π‹πŒπ’ππ€π.

337 0
Komitin’ny Synodam-paritany Andriry Betroka na KSPAB faha-17 notanterahina tao amin’ny FLM Ziona Isoanala ny 19-24 Marsa 2024.
 
Ny teny faneva dia ny hoe: « Mahatoky Ilay miantso anareo sady Izy ihany no hanefa izany » (1 Tes.5:24).
Misaotra ny Foibe FLM tamin’ny alalan’ny Raiamandeny Filoha FLM Pastora Dr. RAKOTOZAFY Denis, namangy anay, nitarika ny fifidianana.
 
Misaotra ny mambran’ny KSPAB mbola nametraka fitokisana aminay birao hitarika ny SPAB indray mandritra ny 4 taona manaraka. Nohavaozina tamin’izany koa ny Mpitondra Fileovana sy ny Tonian’ny Sampana sy Sampan-draharaha.
 
Isaorana koa ny Talen’ny STPL Pastora Bevelo Jean Nestor, nasaina, nampianatra ny Epistily Tesaloniana Voalohany, sy ny tompon’ andraikitra CNaPS. Ny KSP faha-18 amin’ny taona ho avy dia ho zo Betesda Betroka.
 
Nangonin’i Arrone Kennedy

Related Post

π…πˆπ‡π€ππ€π‡π€π`𝐍𝐘 π•πˆπ‡/π’πˆπƒπ€ π„π“πŽ πŒπ€ππƒπ‘πˆπ“π’π€π‘π€

Posted by - fΓ©vrier 20, 2024 0
π…πˆπ‡π€ππ€π‡π€π`𝐍𝐘 π•πˆπ‡/π’πˆπƒπ€ π„π“πŽ πŒπ€ππƒπ‘πˆπ“π’π€π‘π€ – 𝐍𝐒𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐭𝐫𝐒𝐀𝐚𝐬𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 π­π¨π¦π›πšπ§πš 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐞π₯πšπ›πžπ₯𝐚𝐫𝐚𝐧~𝐀𝐞𝐯𝐒𝐭𝐫𝐚 π¦π¨π¦π›πš 𝐧𝐲 𝐚𝐝𝐲 𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐚𝐫𝐞𝐭𝐒-𝐦𝐒𝐟𝐒𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐒𝐭𝐲  …