π₯ Milahatra manao dia be manamorona ny lalam-pirenena faha 9 iny ireo vahoaka ao anatin’ny Kominin’i Ankilimalinike, Milenake, Ankililoake ary Belalanda, manohitra ny fitrandrahana Fasy mainty izay trandrahan’ny Base Toliara.
π₯ Tsy manaiky arak’izany ireo fokonolona ireto ka manentana ny fitondram-panjakana n’a ireo olona mikasa hanokatra ity raharaha ity fa dia tsy hanaiky hatraminy farany ireo fokonolona ireto.
π’ Tsy fantatra moa ny mety ho tohin’ny raharaha fa efa tonga eny antoerana ireo mpitandron’ny filaminana (Zandary) mandamina sy manetana ireo olona mba tsy hihoa-mpefy .