Nitarika ny lanonam-pitsarana manetriketrika, nandraisana izany fianianana izany ny Filoha Voalohan’ny Fitsarana Tampony sy ny Tonia Mpampanoa Ambony eo anivon’ny Fitsarana Tampony.
Marihana fa 24 Volana no faharetan’ny fihofanana ho Mpitsara eo anivon’ny Sekolim-pirenena manofana ho Mpitsara sy Mpiraki-draharaha (ENMG).
Nandritrin’ny antsapaka ny laharana entin’ireo kandida hofidiana ben’ny tanana ato amin’ny kaominina ambonivohitra Morondava dia lahana faha 3 no azon’ny…
Nisy ny sehatra nifanakalozan-kevitra nokarakarain’ny CENI Antsirabe I.Notanterahina tao amin’ny efitrano malalaky ny Prefektiora eto Antsirabe Ambonivohitra androany 02 septambra.…
Efa nanomboka tany amin’ny Repoblika faha-2 no nipoitra ny valifaty pรดlitikaย ยป hoy ny solombavambahoaka Gascar Fenosoa raha nitondra ny fanehoan-keviny…