Distrika Ambohimahasoa, Omaly t@3 ora tolakandro, tao Ambalanonoka, fkt Miadakofeno Kaominina Morafeno.
Tovolahy iray sahabo ho 18 taona, mpianatra ao amin’ny CEG Ankafina Tsarafidy,no maty nilatsahampotaka ihany koa, niaraka t@ tao Manandroy, omby iray ihany koa no fantatra fa maty niaraka tamin’ io Tovolahy io.
Raha ny angom- baovao azonay avy amin’ny tompon’andraikitra ny fahasalamana tao amin’ny kominina Morafeno dia noentina namonjy ny CSB 2 tao izy io saingy efa tsy nisy aina intsony.
TSININGIA PORT-BERGE | NOHAMAFISINA NY TRAIKEFAN’IREO ZANDARIN’ALA. NIKARAKARA NAHATONTOSA AN’IZANY NY LEHIBEN’NY BORIBORINTANY. Ho fifehezana ny fandriampahalemana ao amin’ny Kaominina…
Notanterahina tao amin’ny Kaominina ambanivohitra Anororo distrikan’Amparafaravola faritra Alaotra mangoro ny 12 volana novambre teo feraomby Ny Feraomby dia kolontsaina…
Tontosa tao amin’ny tranompokon’olona Amparafaravola ny Alarobia 07 May 2025 ny atrik’asa sy fampiofanana handrindra ireo tetik’asam-pampandrosoana eny anivon’ireo Kaominina…