Ny 17 Novambra 2023 lasa teo dia nanolotra omby 02 ho an’ny Fonja misahana ny famokarana eny Anosiala Anjanamasina ny avy ao amin’ny Fonjaben’Antanimora niaraka tamin’ny mpiara-mombon’antoka iray.
Izany dia teo anatrehan’ny Tale Jeneralin’ny Fandraharahana ny Fonja, A/toa RALISAONA ArsΓ¨ne sy ireo mpiara miasa akaiky aminy.
Β Ho fampiroboroboana ny vokatra avy amin’ny faritra Atsimo Atsinanana sy Vatovavy fitovinagny dia manantan-teraka ny Pangalana tour izay tarihin’ny fandaharan’asa…