π€π§πšπ₯𝐚π₯𝐚𝐯𝐚 𝐌𝐒𝐟𝐚π₯𝐲…

195 0
Tontosa soamantsara ny lanonana fisaorana ireo vahoaka izay nanome fahatokisana ny solombavabahoaka Soafilira Princia.
Tonga nanotrona ny Ampanjakabe an’i Analalava Zalifa sy ny Mpanjakan’i Maromandia ary ireo Ben’ny Tanana rehetra tsy ankanavaka nandritra ny korana izay naharitra roa andro Dia nisy ny nofon-kena mitam-pihavananaβ€š nozaraina tamin’ny vahoaka avy amin’ny kaominina rehetra mandrafitra an’ny Distrika Analalava.
Soafilira Princia….Analalava tiako sady tia zahoβ€š mankasitraka ny vahoaka tamin’ny fanehoam-pitiavana ary fifampitokisana nisy tamintsika.
Tsapako fa tianareo tokoa ahoβ€š nandresy antsika tamin’ny vokatra vonjimaika navoakan’ny CENI ka vokatra ofisialy sisa andrasana dia miroso amin’ny asa fampandrosoana isika ary tsy misy kaominina ho adino.
Misaotra ireo nanotrona indrindra

Related Post

π…πˆπ‡π€ππ€π‡π€π`𝐍𝐘 π•πˆπ‡/π’πˆπƒπ€ π„π“πŽ πŒπ€ππƒπ‘πˆπ“π’π€π‘π€

Posted by - fΓ©vrier 20, 2024 0
π…πˆπ‡π€ππ€π‡π€π`𝐍𝐘 π•πˆπ‡/π’πˆπƒπ€ π„π“πŽ πŒπ€ππƒπ‘πˆπ“π’π€π‘π€ – 𝐍𝐒𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐭𝐫𝐒𝐀𝐚𝐬𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 π­π¨π¦π›πšπ§πš 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐞π₯πšπ›πžπ₯𝐚𝐫𝐚𝐧~𝐀𝐞𝐯𝐒𝐭𝐫𝐚 π¦π¨π¦π›πš 𝐧𝐲 𝐚𝐝𝐲 𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐚𝐫𝐞𝐭𝐒-𝐦𝐒𝐟𝐒𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐒𝐭𝐲  …

ANKILIVALO, MAHABO MPANGALAJAZA 3 NO TRATRA KA MATY VOATIFITRA NY ROA

Posted by - dΓ©cembre 22, 2023 0
π€ππŠπˆπ‹πˆπ•π€π‹πŽ, πŒπ€π‡π€ππŽ πŒππ€ππ†π€π‹π€π‰A𝐙𝐀 πŸ‘ 𝐍𝐎 𝐓𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀 πŠπ€ πŒπ€π“π˜ π•πŽπ€π“πˆπ…πˆπ“π‘π€ 𝐍𝐘 π‘πŽπ€ — πŸ“Œ Nitrangana hala-jaza tao amin’ny kaominina ambanivohitra Ankilivalo…