𝗙𝗔π—₯π—œπ—§π—₯𝗔 π—¦π—’π—™π—œπ—” – Ambohipihaonan`ny ben`ny tanana 120

245 0
𝗙𝗔π—₯π—œπ—§π—₯𝗔 π—¦π—’π—™π—œπ—” – Ambohipihaonan`ny ben`ny tanana 120 ny renovohitry ny faritra Sofia amin`ny faran`ny herinandro ity, hisy ny lanonana fametahana samboady azy ireo rahampitso sabotsy 19 aprily. Manoloana izany , maro ny olo manankaja tonga manatrika azt ity toy ny Minisitra mpiahy ny faritra Sofia.
Nigadona tao Antsohihy ny tenany atoandro izao.
Nitsena azy am-pahatongavana ny governoran’ny Faritra Sofia sy sokajin`olo maro
Nangonin’i Uni Raz

Related Post

SAKARAHA SALAMA

Posted by - octobre 3, 2024 0
Niainga avy eto Sakaraha ny sidina voalohany amin’ny Drone nampitondraina Fanafody fanefitra (Vaccin), hoan’ireo CSB II any amin’ireo Kominina ato…