

hifampitaiza sy hifampitsinjo anaty fitiavana 2roues .
Ampanetretena ary ampanajana no hizarana ity Programme ity :
Fotoana : Station JOVENA Antanimenakely à 8h00 ( Soyez à l’heure
->Amin ilay fidirana 8000 ariary / personne
->Parking : 500 ariary par Moto
-> Kotikota : Ranomboankazo hiraisana .



->
Valopy hoan’ny namoy ny rainy Narary mafy .

->
Valopy hoan’ny namana narary niditra hopitaly ( nodidina) .

->
Valompy hoan’ny tradoza (naratramafy )

– Teambuilding / kilalao mampiraihina
️Jeritodika ny zavatra efa vita sy fanatsarana ny ho avy ary fanomanana » VACANCES iraisana sy ny Anniversaire ny CASM . »







●Samy mihomana amin’ny vola sakafo , afaka mitondra sakafo fa indrindra aza adino ny raikitra famangina.