Toamasina : Tontosa omaly ny lanonana fifampiarabana tratry ny taona ho an’ny Cisco Toamasina I

204 0
Miray hina sady mifampitsinjo ny mpiasa eo anivon’ny CISCO Toamasina voalohany hoy ny Filohan’ny Sosialin’ny Cisco Toamasina I omaly,nandritran’ny lanonana fiarahabana nahatratrarana ny taona 2025.
Tonga nanotrona izany ny Talem-paritry ny Fanabeazam-pirenena Atsinanana, sady nitondra teny firarian-tsoa ho azy ireo ihany koa.
Ny Lehiben’ny Cisco Toamasina I Rtoa Mara sylvie, dia nidera niezaka vita nandritran’ny taona 2024 iny.
Nangonin’i Claudia Tsitolomy

Related Post

πƒπˆπ’π“π‘πˆπŠπ€π’𝐈 π’πŽπ€ππˆπ„π‘π€ππ€ -πˆπ•πŽππ†πŽ: π“πŽπ‡π€ππƒπ‘π€ππŽ π“π„π‹πŽ ππ€π“π€πŽ π…π€ππƒπ‘π€πˆπ’π€ππ€ π•πŽππ‰πˆπŒπ€πˆπŠπ€ π€πŽ π€πŒπˆπ’𝐍𝐘 πŠπ€πŽπŒπˆππˆππ€ π€πŒππŽπƒπˆπ€πŒππ€ππ€.

Posted by - fΓ©vrier 23, 2024 0
πƒπˆπ’π“π‘πˆπŠπ€π’𝐈 π’πŽπ€ππˆπ„π‘π€ππ€ -πˆπ•πŽππ†πŽ: π“πŽπ‡π€ππƒπ‘π€ππŽ π“π„π‹πŽ ππ€π“π€πŽ π…π€ππƒπ‘π€πˆπ’π€ππ€ π•πŽππ‰πˆπŒπ€πˆπŠπ€ π€πŽ π€πŒπˆπ’𝐍𝐘 πŠπ€πŽπŒπˆππˆππ€ π€πŒππŽπƒπˆπ€πŒππ€ππ€. — Miakatra 150ha ny tanim-bary voatondraka ankehitriny, ny…

Paska Antsirabe

Posted by - avril 1, 2024 0
Paska Antsirabe Anisan’ny fety iray tena mampiavaka an’Antsirabe ny fetin’ny paska, saika Tonga eto avokoa ny avy any amin’ny faritra…