Tsy fandriam-pahalemana | Telolahy no voasambotry ny Zandary avy ao amin’ny Kompanian’i Toliara.

Posted by - novembre 13, 2023

Telolahy no voasambotry ny Zandary avy ao amin’ny Kompanian’i Toliara. Voarohirohy amin’ny vakitrano, fanakanan-dalana, sy fanendahana ary sinto mahery amin’ny Alina.   Fanaka antrano sy finday ary antsy bé no tratra tamin’ireo olon-dratsy ireto nandritra ny fisavana ny tranon’izireo.   Mbola mitohy noa ny fandihadiana izay ataon’ny Zandary mikasika ity raharaha ity, mbola misy ihany