FAMPANDROSOANA ENY AMIN’ NY TONTOLO AMBANIVOHITRA.
📌 Notanterahintsika tao amin’ ny kaominina ambanivohitry Soamagnova distrikan’ i Vangaindrano ny fizarana sy fanolorana zana- trondro, ny » broyeur sy palettiseur » izay fanamboarana provandy hatao sakafony, ary ny karatry ny mpiompy trondro, ka zana- trondro novokarin’ ny Koperativa FANIRISOA ao Soamagnova miisa 5000 no nozaraina tamin’ ireo mpiompy trondro manao fanitarana, ary mpiompy trondro