Faritra Vakinankaratra | Fambolenkazo tao Antsampandrano Ambohibary

Posted by - dΓ©cembre 25, 2023

Ny faha 22 Desambra 2023 lasa teo, no notanterahina tany  Antsampandrano – Ambohibary ny Fambolenkazo izay niarahana tamin’ny DREDD Vakinankaratra niaraka tamin’ireo Vondron’Olona Ifotony ( VOI). Fantatra fa  Zanakazo miisa 5 000 (Dily arivo)  fototra no voavoly tamin’izany,  nahitana karazany 04,  toy ny Pinus, dodonea, melia azedarac, acacia izay marihina fa zanakazo novokarin’ny DREDD Vakinankaratra