TRANGA FAKANA AN-KERINY ZAZA VARIRA
21 JANOARY 2024: TRANGA FAKANA AN-KERINY ZAZA VARIRA TANY AMIN’NY DISTRIKAN’I TSIROANOMANDIDY 📌 Araka ny fampitam-baovao voaray ato amin’ny Fikambanana Albinos Madagascar amin’izao Ora sy fotoana izao dia nitrangàna fakana an-keriny Zaza Varira any amin’ny « Commune » TSINJOARIVO IMANGA, Fokontany TSINJOARIVO IMANGA ihany,Distrikan’ny TSIROANOMANDIDY, Faritra BONGOLAVA, ny misasak’alina (00h30) Ifoha Alatsinainy 22 Janoary 2024. 📌 Zazalahy