TRANGA FAKANA AN-KERINY ZAZA VARIRA

413 0

21 JANOARY 2024: TRANGA FAKANA AN-KERINY ZAZA VARIRA TANY AMIN’NY DISTRIKAN’I TSIROANOMANDIDY

πŸ“Œ Araka ny fampitam-baovao voaray ato amin’ny Fikambanana Albinos Madagascar amin’izao Ora sy fotoana izao dia nitrangΓ na fakana an-keriny Zaza Varira any amin’ny « CommuneΒ Β» TSINJOARIVO IMANGA, Fokontany TSINJOARIVO IMANGA ihany,Distrikan’ny TSIROANOMANDIDY, Faritra BONGOLAVA, ny misasak’alina (00h30) Ifoha Alatsinainy 22 Janoary 2024.

πŸ“Œ Zazalahy 10 taona ity nisy naka an-keriny Ity araka ny fampitam-baovao voaray, mitondra ny solon’ anarana hoe « I VAZAHAΒ Β».

πŸ“Œ Efa nandray ny andraikiny ireo tompon’andraikitra voakasika mba afahana mamonjy Ity Zaza ity ary efa mifandray tsy tapaka amin’izy ireo ny avy ato amin’ny fikambanana Albinos Madagascar ka ampitaina amintsika eto ihany vantany vao mahavoaray vaovao izahay ary manentana antsika any amin’ny Faritra iny sy ny manodidina mba hiara ifanome tanana amin’ny fitadiavana azy mba hanafaingana ny fahitana azy.

πŸ“· : sary fanehoana, nalaina tao amin’ny Pejy Facebook : Fitia Madagascar et son avenir

πŸ†” Nangonin’i Antena W.

« Ensemble, nous allons réussir »

Related Post

Toamasina, zaza tsy ampy taona nifanao valifaty

Posted by - novembre 23, 2024 0
π“π«πšπ§π πšπ¦-𝐩𝐒𝐚𝐫𝐚𝐑𝐚𝐦𝐨𝐧𝐒𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐲 ππžπ­πšπ’π§π¨π¦π›π²: 𝐀𝐧𝐀𝐒𝐳𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐦𝐩𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐒𝐟𝐚𝐧𝐚𝐟𝐒𝐀𝐚 𝐀𝐚 𝟐 𝐧𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐒𝐫𝐚𝐲 𝐦𝐒𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐚𝐧𝐲. Samy mbola mpianatra…

Distrikan’Ambatondrazaka | Akon’ny andron’ny 08 MARTSA

Posted by - mars 8, 2025 0
Β«Β π…π’π­π¨π―π’πšπ§-𝐣𝐨 𝐬𝐲 𝐟𝐒𝐳𝐚𝐧-𝐀𝐞𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐞𝐑𝐒𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐬𝐲 𝐳𝐚𝐭𝐨𝐯𝐨 𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐫𝐞𝐑𝐞𝐭𝐫𝐚 » Tsy nahasakana ny rehetra tsy hankalaza tao anatin’ny hafaliana sy…