JABOHY 24 gony na BAOBAB NAINS no tratra tao Mahaboboke

Posted by - fΓ©vrier 10, 2024

JABOHY 24 gony na BAOBAB NAINS no tratra tao Mahaboboke ny faha 10 Febroary 2024. πŸ“Œ Fiara mpitatitra olona mampitohy an’i Toliara sy Tananarivo izay ao anaty koperativa STATO no voasakan’ireo sakana Zandary eo Mahaboboke ka nahatrarana ireto hazo arovana ireto. Efa nampandrenesina moa ny avy ao amin’ny fiarovana ny ala ao Sakaraha mba hikarakara

TOLIARY | TSY FANDRIAM-PAHALEMANA HALATRA MASO

Posted by - fΓ©vrier 9, 2024

πŸ“Œ Rehefa natao ny ivelam-pandrika sy ny fahaiza manaon’ny Zandarimariam-pirenena izay tarihan’ny Komandin’ny Vondrotobi-pileovana Atsimo Andrefana Kolonely Janvier NadΓ¨ge Doloseny dia tratra ireo nahavanon-doza, mikasika ny famonoana amin’ny feno habibiana ka nanesorana ny mason’ilay vehivavy tokony ho telopolo taona eo ho eo avy eny amin’ny Kominin’i Behommpy Toliara faha roa. πŸ“Œ Efa-dahy ireo tratra, mpivarotra

Toliara | Fahataongavan’ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana ara-tsiansa eto Toliara

Posted by - fΓ©vrier 8, 2024

πŸ“Œ Toliara, Fahataongavan’ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana ara-tsiansa eto Toliara. Fidinana ifotony sy Fifanakalozana amin’ireo mpiara miasa eo anivon’ny anjerimanontolo no nisantaran’ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony RAZAFIARISON Andriamanantena no nisantarany ny fotoana teto Toliara izay haharitra roandro, ny fanamafisana ny polotika Ankapobeny ny Fanjakana no tena votoatin’ny resaka izay miompna

Tsy fandriam-pahalemana | Telolahy no voasambotry ny Zandary avy ao amin’ny Kompanian’i Toliara.

Posted by - novembre 13, 2023

Telolahy no voasambotry ny Zandary avy ao amin’ny Kompanian’i Toliara. Voarohirohy amin’ny vakitrano, fanakanan-dalana, sy fanendahana ary sinto mahery amin’ny Alina.   Fanaka antrano sy finday ary antsy bΓ© no tratra tamin’ireo olon-dratsy ireto nandritra ny fisavana ny tranon’izireo.   Mbola mitohy noa ny fandihadiana izay ataon’ny Zandary mikasika ity raharaha ity, mbola misy ihany