HAZAVANA HOAN’NY REHETRA | NAHAZO NY ANJARANY NY RENIVOHITR’I BETSIMISARAKA
Io hariva io no nanantanterahanay avy ao amin’ny minisiteran’ny Angovo sy ny Akoranafo ary ny avy ao amin’ny Fiadidiana ny Tananan’i Toamasina Renivohitra ilay Velirano faharoan’i Filohampirenena Andry Rajoelina dia ny « Hazavana hoan’ny rehetra. » Niavaka kely ity takariva ity satria raha ny nahazatra hatramin’izay dia ny elakelantrano no niezahanay avy ao amin’ny minisitera sy




