DREDD Atsinanana: Tratra ny tanjona tamin’ny hetsika fambolen-kazo izay natao omaly 26 janoary 2024.
Zana-kazo 27 500 isa ,no novolena tamina velaran-tany 27 ha ,tanatin’ny Distrika dimy taty amin’ny faritra Atsinanana. Amboditafana, Fkt Ambalatenina, CR Anivorano Est, Brickaville Andranovola, Fkt Ambalatenina, CR Amboditavolo, Vatomandry Amparafana, Fkt Tandroroho, CU Mahanoro Ambodivandrika, CR Antanambao Manampontsy Ambohimandroso, Fkt Maromitety, CR Androrangavola, Marolambo. Maro ny olona tonga nandray anjara tamin’izany satria nahomby




