Ny Kandida Andry RAJOELINA tao SAMBAVA

Posted by - novembre 9, 2023

Miraikitra lalandava ato am-poko ity fotoana iarahantsika eto Sambava anio ity. Tia ahy ianareo eto Sambava, fantatrareo ihany koa ny fitiavako anareo matoa nananganako ireo foto-drafitrasa maro tsy ho voatanisa ny eto aminareo. Foto-drafitrasa naorina izay mahakasika ny sehatra sy ny sokajin’olona rehetra. Betsaka ihany koa ireo efa natomboka ary isika no tsy maintsy hamarana