NIDOBOKA AM-PONJA ENY TSIAFAHY ILAY MPAMILY NAHAFATY OLONA TETSY MAHAMASINA

Posted by - janvier 24, 2024

  Naiditra am-ponja vojimaika eny Tsiafahy ilay mpamily fiara fitateram-bahoaka nandona ka nahafaty mpitondra moto iray tetsy Mahamasina ny alin’ny asabotsy 20 janoary lasa teo.   Nandritra ny fanadihadiana no nahafantarana fa nisy ny disadisa teo amin’ilay mpamily sy mpitondra moto miisa 04 satria voakasik’ity farany ny iray tamin’izy ireo .   Nisy ny fifanenjahana

Tovolahy vao 23 taona no tra-tehaky ny Polisin’ny « Cybercriminalité »

Posted by - janvier 13, 2024

CYBERCRIMINALITE | VOASAMBOTRY NY POLISY ILAY TOVOLAHY MANDRAHONA SY MITAKY VOLA AMIN’NY VEHIVAVY AO ANATY FACEBOOK   Tovolahy vao 23 taona no tra-tehaky ny Polisin’ny « Cybercriminalité » ny zoma 12 janoary 2023 teo noho ny fandrahonana, fitakiana vola, fanerena hiray ara-nofo ao anaty Facebook.   Mampiasa irony « kaonty fako » irony ity tovolahy ity ary ampiresahiny ireo