POLISIM-PIRENENA SOAVINANDRIANA ITASY: NAHAZO MOTOCROSS MIISA 4 HANAMORANA NY ASA

Posted by - dΓ©cembre 24, 2023

POLISIM-PIRENENA SOAVINANDRIANA ITASY: NAHAZO MOTOCROSS MIISA 4 HANAMORANA NY ASA   Tao anatin’ny efa-taona izay dia tsapa azo tsapain-tanana ary betsaka ny vokatra sy ny ezaka vita mahakasika ny fandriampalemana tao amin’ny faritry Soavinandriana ITASY raha hoPolisim-pirenena Soavinandriana Itasysysysy manokana.   Tombony lehibe sy goavana ny fananan’ny POLISIM-PIRENENA ao an-toerana ireto motocross miisa 4 ireto