Mpandeaha very entana raha hiazo ny lalam-pirenena faharoa RN2

Posted by - janvier 18, 2024

πŸ“Œ Fiara avy Fenoarivo Antsinanana hoan’ny Antananarivo misy manafika entana ambony tafo ,ka teo anelanelany Antsampanana hatran’ny Antananarivo marihana fa mbola misy ireo mpangalatra miakatra ambony fiara mandeha, mila mailo ny mpamily mampitohy ny lalana RN2. πŸ“Œ Raha ny fantatra dia avy teo Antsampanana sy Moramanga no tsikaritra fa nisehoan’ny asa ratsy ,Mangataka fiaraha miasa