ENAP, FANDRAISANA IREO MPIANATRA HO MPANDRAHARAHAN’NY FONJA

Posted by - novembre 13, 2023

ENAP, FANDRAISANA IREO MPIANATRA HO MPANDRAHARAHAN’NY FONJA   Alahady 12 novambra 2023, Tontosa soamatsara ny fandraisana sy ny fampidirana ireo mpianatra ho mpandraharahan’ny fonja miisa 250 (220 mpianatra ho Agents pΓ©nitentiaires ary 30 mpianatra ho Greffiers comptables) teto amin’ny Sekoly Mpampiofana ho Mpandraharahan’ny Fonja (ENAP) Antetezambaro.   Nandritra izany fampidirana azy ireo izany dia tsy