MINISTERAN’NY FAMBOLENA SY FIOMPIANA NITOHY TAO AMIN’NY DISTRIKAN’NY MIANDRIVAZO NY DIABEN’NY FAMOKARANA HO AN’NY FARITRA MENABE
✅Nitohy tao amin’ny kaominina ambanivohitra Isalo Distrikan’ny Miandrivazo ny diaben’ny famokarana ato amin’ny faritra Menabe izay ataon’ny ministeran’ny fambolena sy fiompiana ka ny minisitry ny fambolena sy fiompiana Andriamatoa Hajarison François Sergio no nitarika izany ny faha 3 Aogositra 2025 , distrika faha 50 notsidihin’ny minisitra moa ny distrikan’ny Miandrivazo. Nandritrin’ny izany dia nisy ny