Β MAROANTSETRA : RAIM-PIANANKAVIANA IRAY MATY NILATSAHAM-POTAKA.

Posted by - janvier 10, 2024

 MAROANTSETRA : RAIM-PIANANKAVIANA IRAY MATY NILATSAHAM-POTAKA. Lehilahy iray 59 taona no Maty nilatsaham-batra tao Vodivohitra -Voloina-Maroantsetra ny omaly hariva 9 janoary 2024. Raha ny fanazavan’ny vadiny,nde hiasa sy hijery voly vary no nialany tao antrano ary tomady tsara ny lehilahy kanefa izao vantana mangatsika izao no niverina ny tokantranon’izy ireo. Rehefa nikija ny orana dia