Ligue de Football Vatovavy-Fitovinagny

Posted by - novembre 9, 2023

Natolotra androany 08 Novembre 2023 tao amin’ny DRJS ny fankasitrahana ny nahazo voalohany Sy ny coup de coeur tamin’ilay fifaninana Logo Araho ato amin’ny Pejy manomboka izao ary ireo vaovaon’ny baolina Kitra ato amin’ny Faritra Vatovavy – Fitovinagny Ligue de Football Vatovavy-Fitovinagny