CEG MAHABO NOTOLORANA SOLOSAINA SY FITAOVAM-PANATANJAHAN-TENA

Posted by - fΓ©vrier 7, 2024

πŸ“Œ Nohon’ny fangatahan’ny talen_tsekoly tamin’ny minisitry ny tanora sy ny fanatanjahan-tena Andriamatoa Haja Resampa dia tonga namaly izany ny minisitra ka solosaina miisa telo miaraka amin’ny imprimante iray ary baolina miisa 13 ka 6 baolina kitra ary 7 basket sy fanamiana hilalaovana baolina kitra sy basket miisa 12 no natolotra ny CEG ao Mahabo sy

FAMETRAHANA FANDRIAM-PAHALEMANA, NAVORY IREO LEHIBEN’NY FOKOTANY

Posted by - fΓ©vrier 5, 2024

πŸ“Œ Ny maraina ny alatsinainy faha dimy febroary dia namory ireo lehiben’ny fokotany eto amin’ny kaominina Ambonivohitry Morondava ny lehiben’ny vondritobim_pileovana Menabe Colonel Fanevarison Onimihary sy ny lehiben’ny vondritobim_paritra Morondava Capitaine Ramaroson Zo eo anivon’ny zandarimaria ka tamin’izany no nampatsiahivina ny andraikitry ny lehiben’ny fokotany ary ny fandaminana ny tanana satria tena maloto sady tery

MORONDAVA NISITRAKA FIHOFANANA AMIN’NY ADY AMIN’NY HERISETRA IREO MPANAO GAZETY

Posted by - janvier 30, 2024

πŸ“Œ Mpanao gazety Miisa 13 miasa amin’ny haino vaky jery ato Morondava no nisitraka fihofanana mikasika ny ady amin’ny herisetra mifototra amin’ny fampiroboroboana ny miralenta androany faha 30 Janoary, izay notaterahin’ny C For C tamin’ny alalan’ilay tetikasa SAHALA izay tetikasa efa ho tapitra amin’ity volana Janoary ity ka izay no anton’izao hatsik’asa fampihofanana ireo mpanao