KAOMININA ANOSY AVARATRA

Posted by - décembre 26, 2023

20 Kilaometara miala an’Antananarivo Renivohitra, manaraka ny Lalam-pirenena Faha3 iny no ahitana ny Kaominina Anosy Avaratra, ao anatin’ny Distrika Antananarivo Avaradrano, Faritra Analamanga. Kaominina izay azo lazaina fa mbola zandriny ihany, satria ny taona 2015 no nosarahina tamin’ny Kaominina Sabotsy Namehana. Ahitana fokontany 5, ary misy mponina 16 000 Isa eo ho arakan’ny fanisana natao