Kaominina Ambohimangakely | nozarana sakafom-pifaliana ny FKT 18

Posted by - dΓ©cembre 21, 2023

Ho fiarahana mifaly ankatoky ny Fetin’ny Krismasy 2023  dia misy ny fizarana sakafom-pifalina izay tanterahana manerana ny Fokontany 18  misy eto anivon’ny  Commune Ambohimangakely .   Natokana hoan’ireo sahirana sy marefo ,tonga nizara sakafo tety amin’ny Fokontany Ambohimangakely  Hoy ny Ben’ny Tanana , Andriamatoa  RADAFY Thierry raha nanontaniana mahakasika ity izy Fanomezana kely fa tena